|
|
|
|

Entry1  akanjobe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taifasy] akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo
4  [1.78] [Betsimisaraka] akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy
5  [1.1][akanjo be] akanjo lava matevina mahafana
Explanations in English  6  [1.2][akanjo be] An overcoat.
Explanations in French  7  [1.3] un pardessus
Examples  8  [2.471] Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny.
Vocabulary  9  Economy: clothing
Elementary words  10  akanjo, be
Morphology 
11  Simple :

Updated on 2024/12/07