Entry | 1 akanga sisa nanamborana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza olona sisa velona amin' ny maro niaraka fahizay |
Explanations in French |
4 [1.5] les survivants, les rescapés |
Elementary words | 5 akanga, sisa, anamboarana |
Analogs | 6 tapa-porohana sisa tsy may |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |