Entry | aizana | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ny zaza manan-jandry ao an-kibo: Firy taona izao ny anao ny aizana? [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | The youngest child in a family when the mother is again pregnant, also used of the youngest child but one. [1.2] | ||||||||||||
Examples | Akory ity ilay malaina no mitarehin-jaza aizana ka mavozon' ny haka-moany, manavin-tazon' ny halainany, ary mitarehim-balala maty!
[2.69] | ||||||||||||
Vocabulary | Relationships: family | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word aizana | ||||||||||||
Anagrams | aizana, iazana |
Updated on 2023/08/11 |