Entry | 1 ahozongozona |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Entina manozongozona, manofokofoka: Baramina no nahozongozony ny vato Atao mihozongozona, mihetsiketsika: Nahozongozon' ny sasany ny fanjakana |
Root | 4 hozongozona |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |