Entry (1/2) | 1 ahatra |
Root | 2 hatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 atao mipaka amin' ny..., atao mianjera, miantefa amin' ny...: Tsy azonao ahatra aminy izany lalàna izany satria olona marary saina izy [1.1] |
Explanations in English |
5 to be made to reach to. [1.2] 6 to be brought up to, to be applied [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on fait atteindre jusqu'à, qu'on adresse à, qu'on applique à, qu'on fait retomber sur [1.3] 8 qu'on applique [1.8] |
Examples |
9 Taorian'izany fijaliana izany, na dia voasazy tamim-pamindram-po ihany aza izy dia nahalala ny hamafin'ny fampijaliana ahatra amin'ny tsy mpivavaka, tsaraina amin-katezerana. [2.996] 10 Tsarovy fa toy ny didy nahatra|hahatra taminy izay nahatra|hahatra aminao, ny ahy omaly; [2.996] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 ahatra |
Part of speech | 16 Unspecified |
Explanations in French |
17 [1.6] |
Derivatives |
|
Anagrams | 19 ahatra, harata, tahara |
Updated on 2023/01/19 |