|
|
|
|

Entry (1/2)1  aharo (haro)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Afangaro, ampifangaroina [1.78]
4  Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy [1.1]
Explanations in English  5  To be mixed. Used in speaking of that which is added. [1.2]
Examples  6  Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy. [1.431#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  aharo (hatra)
Part of speech  12  imperative of passive verb ahatra
Examples  13  aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra; [2.48]
Tables and plates  14  All the passive imperatives

Anagrams  15  aharo, araho, haora, haroa

Updated on 2023/08/16