|
|
|
|

Entry1  afa-drofy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] afaka aretina (teny firariana atao ny zaza mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy, toy ny hoe: velona, tsy tian-drofy)
Explanations in English  4  [1.2] Free from disease.
Elementary words  5  afaka, rofy
Synonyms  6  tsy tian-drofy
Proverbs  7  Proverbs containing the word afa-drofy

Updated on 2024/12/10