|
|
|
|

Entry1  ady saritaka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ady mikorontana, mifanjevo
Explanations in French  4  [1.5] combat dans la confusion
Examples  5  [2.472] Ary rahefa velona ny ady saritaka, miditra amin' ny tsatsi-benitra ialahy.
6  [2.643] Tsy dia mahatahotra akory ny mahita izany toa ady saritaka madinika sy ady vaventy mitalakotroka izany.
Elementary words  7  ady, saritaka
Titles  8  Andry – Ady Saritaka (Rapatsalahy José Paul)

Updated on 2024/12/07