|
|
|
|

Entry1  ady saritaka
Elementary words  2  ady, saritaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ady mikorontana, mifanjevo [1.1]
Explanations in French  5  combat dans la confusion [1.5]
Examples  6  Ary rahefa velona ny ady saritaka, miditra amin' ny tsatsi-benitra ialahy. [2.472]
7  Tsy dia mahatahotra akory ny mahita izany toa ady saritaka madinika sy ady vaventy mitalakotroka izany. [2.643]
Titles 

Updated on 2023/01/01