|
|
|
|

Entry1  ady hevitra
Elementary words  2  ady, hevitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ady ifandresena lahatra; fiaraha-mikaroka ny marina amin' ny alalan' ny hevitra ampiadina [1.1#22#431]
Explanations in English  5  discussion, dispute [1.2]
Explanations in French  6  discussion [1.3#3, 1.5#143]
7  discussion: Adihevitra mampisongadina ny ... (Discussion mettant en relief le ...) [1.13]
Examples  8  Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [2.472]
Compound words 

Updated on 2023/03/09