Entry | 1 adijida-sefo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina |
Vocabulary |
4 Military |
Elementary words | 5 adijidà, sefo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |