|
|
|
|

Entry1  Tsikoa
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in French  3  [1.11] (tsy azo akoa = lesquel peut rien faire): Nom du clan Betsimisaraka du Sud ou Antatsimo appelés aussi Betanimena qui guerroyaient contre les Betsimisaraka du Nord sous la conduite de Ramanano
Examples  4  [2.113#] Tiako ny hanafaka ny tsikoa amin' ny fanandevozana.
5  [2.508#] Ireo no nahazo anaram-bositra hoe tsikoa na Betanimena na Tsitambala.
Vocabulary  6  History: clans, tribes
Synonyms  7  betanimena, tsitambala

Anagrams  8  akotsy, atosik, atsiko, kaitso, kitsao, kotsai, satoky, sôkita, tosika, tsaiko, tsakoi, tsakoy, tsaoky, Tsikoa, tsioka, tsokia

Updated on 2025/01/21