|
|
|
|

Entry1  sakodiavatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka [1.1]
Explanations in English  4  Hesitant, doubting, perplexed [1.7]
Explanations in French  5  Perplexe, qui hésite [1.8]
Examples  6  Tsapako ho sakodiavatra i Patrice ka tsy namaly ny teniko fa naleony niresaka zavatra hafa. [2.471]
Analogs  7  Vaka, sanganehana, saikatra

Updated on 2020/07/31