|
|
|
|

Entry (1/2)1  s
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3  Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra. [1.1]
Explanations in French  4  Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Tables and plates  5  The Alphabets
Article  6  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
7 

Entry (2/2)8  S
Part of speech  9  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  10  Solifara. Singa mivaingana, faha-16 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  11  Sulfur. [3.1]
Explanations in French  12  Soufre. [3.1]
Vocabulary  13  Chemistry
Tables and plates  14  Periodic Table

Updated on 2024/09/07