Entry | 1 solifara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra any anaty tany, vonivony, ary mirehitra, mazàna atao famonoana mikraoby [1.1] 4 singa simika [1.13] |
Explanations in English |
5 sulfur [3.1] |
Explanations in French |
6 souffre [1.13] |
Examples |
7 solifara, hono, no anaran' ireny zavatra nodorana ireny. [2.472] |
Vocabulary |
8 Chemistry |
Updated on 2020/07/31 |