Entry (1/3) | 1 osa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy. [1.1] 4 Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1] |
Explanations in English |
5 feeble, weak; coward [1.7] |
Explanations in French |
6 faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3] 7 faible, poltron [1.8] |
Examples |
8 Antitra sy osa ny raiko. [2.270#] 9 Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word osa |
Entry (2/3) | 16 osa |
Part of speech | 17 noun |
Vocabulary |
18 Botany: grass |
Explanations in Malagasy |
19 zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [1.78] |
Entry (3/3) | 20 Osa |
Part of speech | 21 name (biblical) |
Vocabulary |
22 Holy Scriptures |
Explanations in English |
23 Uz [2.996] |
Explanations in French |
24 Uç [2.996] |
Examples |
25 Zanak'i Arama: osa, Hola, Getera, ary Mesa. [2.996] |
Synonyms | 26 oza, oza |
Tables and plates |
27 Full list |
Article |
28 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Osa |
Anagrams | 29 aso, osa, sao, soa |
Updated on 2023/08/01 |