|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandrevo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo
Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý
Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao
Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny
Explanations in English  4  [1.7] to bog down; to be deep and yielding, as mud
Explanations in French  5  [1.8] s'enfoncer comme dans la boue
Examples  6  [2.472] Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany.
Root  7  revo
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Compound words 

Entry (2/2)12  Mandrevo
Part of speech  13  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  14  Geography: towns
Elementary words  15  man~, revo

Anagrams  16  mandrevo, Mandrevo

Updated on 2025/04/13