Entry (1/2) | 1 mandrevo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny |
Explanations in English |
4 [1.7] to bog down; to be deep and yielding, as mud |
Explanations in French |
5 [1.8] s'enfoncer comme dans la boue |
Examples |
6 [2.472] Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany. |
Root | 7 revo |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 Mandrevo |
Part of speech | 13 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
14 Geography: towns |
Elementary words | 15 man~, revo |
Anagrams | 16 mandrevo, Mandrevo |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |