|
|
|
|

Entry (1/2)1  kosa
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny kely entina: 1) Manavaka: Ny androngo mandeha tongotra efatra, ny bibilava kosa mikisaka. 2) Milaza hoe: "etsy an-daniny": Ny ato mpianatra sary, ny atsy kosa mpianatra mozika. 3) Mampifanohitra zavatra na asa roa: Ny fahavalo mitady hanimba anao, fa ny sakaiza kosa mitady hanasoa (tsy fiteny ny hoe: fa kosa ny sakaiza...)
Explanations in English  4  [1.7] on the other hand; in turn
Explanations in French  5  [1.8] et d'autre part, au contraire
Examples  6  [2.270#] Inona kosa no renay?
7  [2.117#] Izaho kosa manakobana.
8  [1.335#] Diso kosa izany, Rasaha.
Titles  9  Mba zovy kosa ho' aho? (Rajemisa-Raolison RĂ©gis)

Entry (2/2)10  Kosa
Part of speech  11  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  12  [2.996] Cush
Explanations in French  13  [2.996] Kush
Examples  14  [2.996] Hira firehetan' i Davida nohirainy tamin' ny Tompo, noho ny tenin'i kosa Benjaminita
Vocabulary  15  Holy Scriptures
Other spellings  16  kosy
Biblical quotes  17  Chapters and verses mentioning Kosa

Anagrams  18  asok, kaso, kosa, sako, soka-, soka

Updated on 2025/04/13