|
|
|
|

Entry1  Imerimanjaka
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.10] vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany...
Vocabulary  4  Geography: towns
Elementary words  5  Merina, zaka, manjaka
Analogs  6  nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmaltsmtoposids

Updated on 2024/12/12