|
|
|
|

Entry1  Foloalindahy
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3  [1.1] anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina)
Explanations in English  4  [1.2] the one hundred thousand men, which is the name given to the army.
Explanations in French  5  [2.415] cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats
Examples  6  [2.508#] Tsy ravàna ny foloalindahy fa ampitomboina.
7  [2.298#] Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy!
Vocabulary  8  Military
Elementary words  9  folo, alina, lahy

Updated on 2024/12/26