|
|
|
|

Entry (1/2)1  aby
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Adjectives :
Explanations in Malagasy  4  avy, rehetra [Taimoro, Bara, Tanosy] [1.78]
5  rehetra [Taisaka] [1.78]
6  isany, daholo, rehetra: Añay aby (Izahay rehetra Izao abiaby izao: Izao tontolo izao) [Betsileo] [1.78]
7  manontolo, rehetra: Enteko ho ahy aby vao ty raha toy, [Tandroy] [1.78]
8  teny fahita indrindra amin' ny fitenimparitra, mitovy hevitra amin' ny hoe daholo, avokoa: tonga aby ny mpianatra tao am-pianaranay androany [1.1]
Explanations in English  9  All, the whole, every one, each. See avy. The letter b frequently takes the place of v in the provinces. [Provincial] [1.2]
10  all [Provincial] [1.7]
Explanations in French  11  Mot venant des provinces; peu usité en hova, et employé dans le sens de rehetra, avy, tous: Tonga izy aby (Ils sont tous arrivés) ~ Andriana aby (Tous sont nobles) [1.3]
12  jiaby [Tankarana] [1.19]
13  tous [Provincial] [1.8]
Synonyms  14  abiaby
Compound words 

Entry (2/2)16  Aby
Part of speech  17  name (biblical)
Vocabulary  18  Holy Scriptures
Explanations in English  19  Abi [2.996]
Explanations in French  20  Abiyya [2.996]
Examples  21  Ary ny anaran-dreniny dia aby, zanakavavin'i Zakaria. [2.996]
Other spellings  22  ab
Biblical quotes  23  Chapters and verses mentioning Aby
Tables and plates  24  Full list
Article  25  Randzavola: Aby ao amin' ny Baiboly

Anagrams  26  aby, -bay, bay

Updated on 2024/09/10