Entry (1/5) | 1 avy |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 tonga [Bara]
[1.78] 4 Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana [1.1#129] |
Explanations in English |
5 to come [1.7] |
Explanations in French |
6 venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [1.3] 7 arriver, venir [1.8] |
Examples |
8 Tsy maninona ny hoaviko! [2.270#119] 9 Aiza avy ny naman' ialahy? [2.4] 10 Fa ikalakely ity kosa avy taiza? [2.5] 11 Fa ny fianakaviana kosa, tsy misy miantoka ny hoaviny [1.369] 12 Nefa saika hadino fa izahay anie mbola mpianatra ary manana adidy ny hanomana ny hoavinay tsirairay avy [2.356#41] 13 Misisika ny amin'ity saina tia karokaroka ity izahay, satria inoanay fa miankina amin'io ny hoavin'ny tanindrazana [2.503#20] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word avy |
Entry (2/5) | 28 avy |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 niavian' ny manavy, fanaviana [1.1#129] |
Explanations in French |
31 caprice [1.3, 1.196] 32 fièvre, mauvaise humeur, caprice [1.3] |
Vocabulary |
33 Health |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Entry (3/5) | 39 avy |
Part of speech | 40 adjective |
Explanations in Malagasy |
41 Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [1.1#129] |
Compound words |
|
Entry (4/5) | 43 avy |
Part of speech | 44 adjective |
Explanations in Malagasy |
45 Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan' ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay telo lahy [1.1#129] |
Entry (5/5) | 46 avy |
Part of speech | 47 noun |
Explanations in French |
48 Ipomoea wightii (Wall.) Choisy (Convolvulaceae). Jolie plante, mais qui pousse à sa fantaisie. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
49 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 51 avy, vay |
Updated on 2023/04/12 |