Index |
|
|
|
Proverbs : tain-delo
|
|
|
Proverb 1 | Miavon-tsy feno ohatra ny tain-delo : mbola tsy feno dia manamorona. [2.558]
Miavon-tsy feno, toa tain-delo: mbola tsy feno, ka manamorona. [2.653 #1737]
|
|
|
Proverb 2 | Tain-delo an-tsena ka ny an' ny tena ihany no ananan-doza. [2.558 #3995]
Tain-delo an-tsena: ny any ny tena ihany no ananan-doza. [2.653]
Tain-delo an-tsena : ny an' ny tena ihany no ananan-doza. [2.415 #4405]
|
French translation | Avoir la morve au nez au marché : c' est ce qui vous appartient qui vous cause des ennuis. [2.415 #4405]
|
French interpretation | L' encombrement empêche de se moucher. Se disait des gens qui étaient eux-mêmes les auteurs de leur malheur. [2.415 #4405]
|
|
|
Index |
|
|