|
|
|
|

Index

Proverbs : manoka

Proverb 1Izay mandroboka indroa manana antitra. [2.415 #5268]
Toy ny nato: izay manoboka indroa manana antitra. [2.653 #3216]
Toy ny nato: izay manoka indroa manana antitra. [2.653 #3216]
Toy ny nato, ka izay mamerina indroa, manana antitra. [2.415 #6181]
Toy ny nato, ka izay manasoka indroa manana ny antitra. [2.558 #4308]
Toy ny nato, ka izay mandroboka indroa, manana antitra. [2.415 #6181]
Toy ny nato: ka izay mandroboka indroa no manana ny antitra. [2.165]
Toy ny nato: ka izay manoka indroa no manana ny antitra. [2.165]
French translationCelui qui plonge la soie deux fois dans la teinture, lui donne une bonne teinte. [2.415 #5268]
C' est comme la teinture rouge faite avec l' écorce du natte : il faut tremper deux fois le tissu dans la couleur pour que la teinte soit à point. [2.415 #6181]
C' est comme pour la teinture: c' est celui qui plonge deux fois qui obtient une couleur foncée. [2.165]
French interpretationIl faut de la constance et du travail pour réussir. Autre sens : il est bon d' examiner plusieurs fois une affaire. [2.415 #5268]
Pour bien faire une chose il faut y revenir à deux fois. [2.415 #6181]

Index