Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : manantoana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ny andriandahy no manao didy fisaka, ka ny hovalahy no manantoana tsy voky. [2.558 #2880]
Ny Andriandahy no manao didy fisaka, koa ny hovalahy no manantoana tsy voky. [2.165 #628, 2.415 #2318] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le maître (litt. le noble) fait des tranches minces, et son serviteur (litt. le Hova - le bourgeois) qui le sert ne mange pas à sa faim. [2.165]
Le maître noble coupe des tranches minces, et le hova son serviteur a faim. [2.415 #2318] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||