|
|
|
|

Index

Proverbs : erikerika

Proverb 1Erikerika mahatondra-drano. [1.1]
Malagasy interpretationMitovy hevitra: varifitoventy zato no tonga ariary. [1.1]
Ny zavatra kely sy madinika aza, rehefa mitambatambatra ela, mety hisy vokany lehibe. [1.1]

Proverb 2Kolokolo natao tsy ho vary, erikerika natao tsy hahalena : ny kely mba hevero ihany. [2.558 #1660]

Proverb 3Razavozavo sy Raerikerika: mandina, miara-mandina; varina, miara-barina. [2.653 #2779]
Razavozavo sy Raerikerika : mandina miara-mandina, vazina miara-bazina. [2.415 #5224, 2.558 #3740]
French translationRazavozavo et Raerikerika : la bonne et la mauvaise fortune leur sont communes. [2.415 #5224]

Index