|
|
|
|

Index

Proverbs : araraka

Proverb 1Ny manta atokona, ary ny masaka tsy araraka. [2.415 #3730]
French translationCe qui est crû, il faut le faire cuire ; ce qui est cuit, il ne faut pas le perdre. [2.415 #3730]
French interpretationIl faut travailler et avoir soin du ménage pour bien vivre. [2.415 #3730]

Proverb 2Toy ny tsimbolavola ka ararany ihany. [2.165]
Toy ny tsimbolavola ka tsy vola akory. [2.165]
Toy ny tsimbolavola, ka tsy vola tsy akory. [2.653 #3246]
Toy ny tsimbolavola, ka tsy vola tsy akory fa anarany ihany. [2.558 #4348]
French translationSemblable à la sauterelle "tsimbolavola" , elle n' a que le nom. ou, ce n' est pas de l' argent du tout. [2.165]
French interpretationCe proverbe vient de la ressemblance du mot "tsimbolavola" (sauterelle brune) avec le mot "vola" qui veut dire argent. [2.165]

Index