|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Lazara

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 16.20 And there was a certain beggar named Lazarus, which was laid at his gate, full of sores, Ary nisy olo-malahelo ferena anankiray atao hoe Lazarosy napetraka teo anilan' ny vavahadiny; Ary nisy kosa mahantra ferena anankiray atao hoe Lazara nivalandòtra teo am-bavahadiny. Et un pauvre, nommé Lazare, gisait près de son portail, tout couvert d' ulcères.
...............
Lio / Lk 16.23 And in hell he lift up his eyes, being in torments, and seeth Abraham afar off, and Lazarus in his bosom. ary raha nijaly tao amin' ny fiainan-tsi-hita izy ka niandrandra, dia nahita an' i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany. Tao amin' ny fitoeran' ny maty, ilay nijaly iny izy, dia niandrandra, ka tazany teny lavitra eny Abrahama sy Lazara teo an-tratrany, " Dans l' Hadès, en proie à des tortures, il lève les yeux et voit de loin Abraham, et Lazare en son sein.
Lio / Lk 16.24 And he cried and said, Father Abraham, have mercy on me, and send Lazarus, that he may dip the tip of his finger in water, and cool my tongue; for I am tormented in this flame. Ary izy niantso ka nanao hoe: Ry Abrahama raiko ô, mamindrà fo amiko, ka iraho Lazarosy mba hanoboka ny tendron' ny rantsan-tanany amin' ny rano mba hampangatsiaka ny lelako; fa fadiranovana aho eto anatin' ity lelafo ity. ka niantso izy nanao hoe: Ry kiaky Abrahama ô! mamindrà fo amiko, mba iraho kely re Lazara handroboka ny loha fanondrony ao anaty rano mba hampangatsiatsiaka ny lelako ahay, fa mijaly loatra aho eto anatin' ity lelafo ity. Alors il s'écria : "Père Abraham, aie pitié de moi et envoie Lazare tremper dans l' eau le bout de son doigt pour me rafraîchir la langue, car je suis tourmenté dans cette flamme. "
Lio / Lk 16.25 But Abraham said, Son, remember that thou in thy lifetime receivedst thy good things, and likewise Lazarus evil things: but now he is comforted, and thou art tormented. Fa hoy Abrahama: Anaka, tsarovy fa ianao efa nahazo ny zava-tsoanao tamin' ny andro niainanao, ary Lazarosy kosa ny zava-dratsy; fa ankehitriny izy no ampifalinay . ary ianao kosa no fadiranovana. Fa hoy Abrahama taminy: Anaka, tsarovy fa tamin' ny andro niainanao hianao moa nahita soa, ary Lazara kosa nozoim-pahoriana: koa ankehitriny kosa mba azy ny fanalana alahelo, fa anao ny fijaliana. Mais Abraham dit : "Mon enfant, souviens-toi que tu as reçu tes biens pendant ta vie, et Lazare pareillement ses maux ; maintenant ici il est consolé, et toi, tu es tourmenté.
...............
Lio / Lk 16.27 Then he said, I pray thee therefore, father, that thou wouldest send him to my father' s house: Dia hoy izy: Mangataka aminao ary aho, ry raiko: mba iraho Lazarosy hankany amin' ny tranon' ny raiko Dia hoy izy: Mihanta aminao re aho, ry kiaky, mba iraho kely Lazara ho any an-tranon-draiko " Il dit alors : "Je te prie donc, père, d' envoyer Lazare dans la maison de mon père,

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
Jao / Jo 11.1 Now a certain man was sick, named Lazarus, of Bethany, the town of Mary and her sister Martha. Ary nisy lehilahy anankiray narary, dia Lazarosy avy any Betania, tanànan' i Maria sy Marta rahavaviny. Nisy lehilahy anankiray narary, dia Lazara avy any Betania, vohitr' i Maria sy Marta rahavaviny. Il y avait un malade, Lazare, de Béthanie, le village de Marie et de sa soeur Marthe.
Jao / Jo 11.2 (It was that Mary which anointed the Lord with ointment, and wiped his feet with her hair, whose brother Lazarus was sick.) Maria dia ilay nanosotra ny Tompo tamin' ny menaka manitra sy namaoka ny tongony tamin' ny volon-dohany, ary Lazarosy anadahiny no narary. Maria dia ilay vehivavy nanosotra diloilo manitra ny Tompo sy namaoka ny tongony tamin' ny volon-dohany; ary Lazara anadahiny no narary. Marie était celle qui oignit le Seigneur de parfum et lui essuya les pieds avec ses cheveux ; c'était son frère Lazare qui était malade.
...............
Jao / Jo 11.5 Now Jesus loved Martha, and her sister, and Lazarus. Ary Jesosy tia an' i Marta sy ny rahavaviny ary Lazarosy. Ary tian' i Jeso i Marta sy Maria rahavaviny ary Lazara. Or Jésus aimait Marthe et sa soeur et Lazare.
Jao / Jo 11.6 When he had heard therefore that he was sick, he abode two days still in the same place where he was. Koa nony ren' i Jesosy fa narary Lazarosy, dia mbola nitoetra indroa andro teo amin' izay nitoerany ihany Izy. Nefa nony reny hoe marary Lazara, dia mbola nitoetra indroa andro tamin' izay nitoerany ihany izy. Quand il apprit que celui-ci était malade, il demeura deux jours encore dans le lieu où il se trouvait ;
...............
Jao / Jo 11.11 These things said he: and after that he saith unto them, Our friend Lazarus sleepeth; but I go, that I may awake him out of sleep. Izany no nolazainy; ary rehefa afaka izany, dia hoy Izy taminy: Matory Lazarosy sakaizantsika; fa handeha hamoha azy Aho. Nony voalazany izany dia nampiany hoe: Matory Lazara sakaizantsika, fa ndeha hamoha azy aho. Il dit cela, et ensuite : " Notre ami Lazare repose, leur dit-il ; mais je vais aller le réveiller. "
...............
Jao / Jo 11.14 Then said Jesus unto them plainly, Lazarus is dead. Ary tamin' izany Jesosy dia nilaza tsotra taminy hoe: Maty Lazarosy; Izay Jeso vao nilaza tsotra tamin' izy ireo hoe: Maty Lazara, Alors Jésus leur dit ouvertement : " Lazare est mort,
...............
Jao / Jo 11.43 And when he thus had spoken, he cried with a loud voice, Lazarus, come forth. Ary rehefa nanao izany teny izany Izy, dia niantso tamin' ny feo mahery hoe: Ry Lazarosy, mivoaha! Rahefa nilaza izany izy dia niantso tamin' ny feo mahery hoe: Mivoaha,ry Lazara. Cela dit, il s'écria d' une voix forte : " Lazare, viens dehors ! "
Jao / Jo 12.1 Then Jesus six days before the passover came to Bethany, where Lazarus was, which had been dead, whom he raised from the dead. Ary rehefa henemana no sisa tsy tonga ny Paska, Jesosy dia tonga tao Betania, izay nitoeran' i Lazarosy, ilay natsangany tamin' ny maty. Nony henemana sisa tsy hahatongavan' ny Paka, dia tonga tany Betania Jeso tany amin' izay nitoeran' i Lazara, ilay natsangan' i Jeso tamin' ny maty. Six jours avant la Pâque, Jésus vint à Béthanie, où était Lazare, que Jésus avait ressuscité d' entre les morts.
Jao / Jo 12.2 There they made him a supper; and Martha served: but Lazarus was one of them that sat at the table with him. Dia nanao fanasana ho an' i Jesosy tao izy; ary Marta no nanompo; fa Lazarosy no anankiray tamin' izay niara-nipetraka nihinana taminy. Nanaovan' ny tao nahandro izy, ka Marta nampihinana, Lazara isan' izay niara-nihinana taminy. On lui fit là un repas. Marthe servait. Lazare était l' un des convives.
...............
Jao / Jo 12.9 Much people of the Jews therefore knew that he was there: and they came not for Jesus' sake only, but that they might see Lazarus also, whom he had raised from the dead. Ary ny vahoaka betsaka tamin' ny Jiosy nahalala fa teo Izy, dia tonga teo, nefa tsy noho Jesosy ihany, fa mba hahita an' i Lazarosy koa, ilay natsangany tamin' ny maty. Maro tamin' ny Jody no nahare hoe tao Betania Jeso, ka tonga tao, tsy noho Jeso ihany, fa mba hahita an' i Lazara ilay natsangany tamin' ny maty koa. La grande foule des Juifs apprit qu' il était là et ils vinrent, pas seulement pour Jésus, mais aussi pour voir Lazare, qu' il avait ressuscité d' entre les morts.
Jao / Jo 12.10 But the chief priests consulted that they might put Lazarus also to death; Fa nihendry hahafaty an' i Lazarosy koa ny lohan' ny mpisorona, Fa Lazara koa dia efa notetehin' ny lehiben' ny mpisorona hovonoina, Les grands prêtres décidèrent de tuer aussi Lazare,
...............
Jao / Jo 12.17 The people therefore that was with him when he called Lazarus out of his grave, and raised him from the dead, bare record. Ary nanambara Azy ny vahoaka izay teny aminy, fony Izy niantso an' i Lazarosy hivoaka tamin' ny fasana ka nanangana azy tamin' ny maty. Koa nanambara azy ny vahoaka izay nanatrika ny fiantsoany an' i Lazara hivoaka tamin' ny fasana sy ny nananganany azy tamin' ny maty, La foule qui était avec lui, quand il avait appelé Lazare hors du tombeau et l' avait ressuscité d' entre les morts, rendait témoignage.