|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Elona

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 26.34 And Esau was forty years old when he took to wife Judith the daughter of Beeri the Hittite, and Bashemath the daughter of Elon the Hittite: Ary rehefa efa-polo taona Esao, dia nampakatra an' i Jodita, zanakavavin' i Bery Hetita, sy Basemata, zanakavavin' i Elona Hetita, izy. Rahefa efa-polo taona Esao dia nanambady an' i Jodita, zanak' i Beerì, Heteana, sy Basemata, zanak' i Elona, Heteana. Quand Ésaü eut quarante ans, il prit pour femmes Yehudit, fille de Bééri le Hittite, et Basmat, fille d'Élôn le Hittite.
...............
Gen / Jen 36.2 Esau took his wives of the daughters of Canaan; Adah the daughter of Elon the Hittite, and Aholibamah the daughter of Anah the daughter of Zibeon the Hivite; Esao naka vady tamin' ny zanakavavin' ny Kananita, dia Ada, zanak' i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak' i Ana, zanakavavin' i Zibona Hivita, Adà, zanakavavin' i Elona, Heteana, Oolibamà, zanakavavin' i Anà, zanakavavin' i Sebeona, Heveana; Ésaü prit ses femmes parmi les filles de Canaan : Ada, la fille d'Élôn le Hittite, Oholibama, la fille d' Ana, fils de Çibéôn le Horite,
...............
Gen / Jen 46.14 And the sons of Zebulun; Sered, and Elon, and Jahleel. Ary ny zanakalahin' i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela. Zanak' i Zabolona: Sareda, Elona, ary Jahelela. Les fils de Zabulon : Séred, Élôn, Yahléel.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.26 Of the sons of Zebulun after their families: of Sered, the family of the Sardites: of Elon, the family of the Elonites: of Jahleel, the family of the Jahleelites. Ny taranak' i Zebolona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Sereda ny fokon' ny Seredita; avy tamin' i Elona ny fokon' ny Elonita; avy tamin' i Jahalela ny fokon' ny Jahalelita. Zanak' i Zabolona, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Saredita avy tamin' i Sareda; ny fokon' ny Elonita avy tamin' i Elona; ny fokon' ny Jalelita avy tamin' i Jalela. Les fils de Zabulon, par clans : pour Séred, le clan Sardite ; pour Élôn, le clan Élonite ; pour Yahléel, le clan Yahléélite.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 19.43 And Elon, and Thimnathah, and Ekron, sy Elona sy Timna sy Ekrona Elona, Temnà, Akrona, Élôn, Timna, Éqrôn,

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 12.11 And after him Elon, a Zebulonite, judged Israel; and he judged Israel ten years. Ary Elona Zebolonita no nitsara ny Isiraely nandimby azy; ary nitsara ny Isiraely folo taona izy. Taorian' izy io dia Ahialona avy any Zabolona no mpitsara tamin' Israely. Nandritra ny folo taona izy no mpitsara tamin' Israely. Après lui Élôn de Zabulon fut juge en Israël. Il jugea Israël pendant dix ans.
Mts / Mpits 12.12 And Elon the Zebulonite died, and was buried in Aijalon in the country of Zebulun. Dia maty Elona Zebolonita ka nalevina tany Aialona ao amin' ny tanin' ny Zebolona. Rahefa izany dia maty Ahialona avy any Zabolona ka nalevina tao Ajalona amin' ny tanin' i Zabolona. Puis Élôn de Zabulon mourut et fut enseveli à Ayyalôn au pays de Zabulon.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.9 The son of Dekar, in Makaz, and in Shaalbim, and Bethshemesh, and Elonbethhanan: Beni-dakera tao Makaza sy tao Salbima sy Beti-semesy ary Elon-beti-hanana; Ben-Dekara, tao Maksesa, tao Salebima, tao Betsamesa, tao Elona any Betanàna; Fils de Déqer, à Mahaç, Shaalbim, Bet-Shémesh, Ayyalôn, Bet-Hanân.