|
|
|
|

Entry1  zanahary
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explanations in English  5  God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.) [1.2]
6  A god, a superior being; something great or prodigious [1.7]
7  Zanahàry: God [1.7]
Explanations in French  8  Créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse [1.8]
9  Zanahàry: Dieu [1.8]
Compound words 
Ethnonyms 
Proverbs  12  Proverbs containing the word zanahary

Updated on 2020/07/31