|
|
|
|

Entry1  zahatra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Navigation
Explanations in Malagasy  4  Vatan-kazo na volotsangana lehibe maromaro akambana ka atao solon-dakana fitana rano: Nita tamin'ny zahatra ny mpianatra ka horakoraka moa izao! [1.1]
Explanations in English  5  A raft [1.7]
Explanations in French  6  Radeau [1.3, 1.8]
Examples  7  Koa dia ny tafontrano no niendahany natao zahatra. [2.508]
8  Tapatapa-karefo momba zahatra tapatapa-jozoro momba lakana sarony aho fa kely angalaro fitia aho fa an'olona [2.131]
9  Foana ny fiainana tsy misy azy, ary toy ny zahatra avalan' ny rano ny olombelona tsy voizin' izany fitiavana izany. [2.529]
Other spellings  10  zahitra
Proverbs  11  Proverbs containing the word zahatra

Updated on 2023/02/20