|
|
|
|

Entry1  volkano
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geology
4  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  5  [fr. volcan] Tendrombohitra mivoaka riakan' afo mahamay avy any ankibon' ny tany; afotroa [1.1]
Synonyms  6  afotroa, volokano

Updated on 2020/07/31