|
|
|
|

Entry1  volavita
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Economy: breeding, farming
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosiny, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza [1.1]
Examples  5  ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita [2.48]
6  Natolotra ny vola tsy vaky sy ny omby volavita hanasinana ny andriamanjaka. [2.298]
7  Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony [2.472]
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word volavita
Tables and plates  10  Cattle Coat Colors
Illustrations 
11 

Anagrams  12  tavivola, volavita

Updated on 2020/07/31