|
|
|
|

Entry1  voarointsaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius) [1.1]
4  karazana voaroy misy tsilotsilony [1.13]
Explanations in French  5  framboise sauvage [1.13]
6  (« Mûron des chats » ; allusion à leur qualité inférieure). Rubus apetalus Poir. (Rosaceae). C'est à tort que Malzac attribue ce nom à R. rosaefolius. Son infusion est donnée aux enfants malades, surtout atteints de rougeole et autres maladies infantiles. [Merina] [1.196]
Examples  7  Gaga ny olona norosoana izany varin' i Vakiniadiana, menabe toy ny sakay, nilaofana hena omby mifahan' i Morokay, noritina araka ny fahandro gasy, voarointsaka notazana ny maraina tany anaty alan' Amboanjokely teo atsinanan-tanàna no voankazo tsindrin-tsakafo. [2.356#]
Vocabulary  8  Botany: medicinal plants
Synonyms  9  voaroimbazaha, voaroimena
Scientific name 

Updated on 2024/10/14