|
|
|
|

Entry1  vinaingitra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  [fr. vinaigre] Karazan-dranon-javatra avy amin' ny divay izay avala hihamarikivy, ampiasaina amin' ny fikarakarana karazan-kanina sasantsasany toy ny salady, na hanadiovanjavatra maro. Misy vinaingitra vita amin' ny alkaola izay tsy tsara ohatra irỳ voalohany [1.1]
Article  5  Randzavola: vinaingitra ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/30