Entry | vatorano | ||
Elementary words | vato ; rano | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano [1.1] | ||
Vato vandana mainty [1.13] | |||
Explanations in French | Granit [1.13] | ||
Vocabulary | Geology | ||
Synonyms | granita ~ vatomainty | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | ranovato, torovana, vatorano, voanotra, voaranto |
Updated on 2023/04/02 |