Entry | vatokaranana | |
Elementary words | vato ; karanana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-bato mafy sy mangarangarana [1.1] | |
Singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra [1.13] | ||
Explanations in French | Quartz [1.13] | |
Examples | ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana;
[2.48] | |
Vocabulary | Geology | |
Synonyms | koartsa | |
Other spellings | vatoharanana [1.1#1018] | |
Updated on 2023/04/13 |