|
|
|
|

Entry (1/2)1  vango
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  vely, famelezana [Tambahoaka] [1.78]4  dona, vely [Taisaka] [1.78]5  famelezana, fikapohana [Tanala] [1.78]6  Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [1.1]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :

Entry (2/2)12  vango
Part of speech  13  noun
Vocabulary  14  Zoology: fishes
Explanations in Malagasy  15  Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [Sakalava] [1.1]
Explanations in French  16  variété de poisson de mer [1.13]

Anagrams  17  vango, vonga

Updated on 2020/07/31