|
|
|
|

Entry1  valasira
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Time
Explanations in Malagasy  4  anaram-bolana faharoa amin'ny taona (febroary) [Antambahoaka+Sihanaka] [1.78]5  anaran'ny volana fahaefatra amin'ny taona [Taisaka] [1.78]6  volana fahatelo amin'ny taona [Bara] [1.78]7  volana fahaefatra amin'ny taona [Tanosy] [1.78]8  janvier [Tandroy] [2.584]
Explanations in French  9  nom de mois qui correspond à peu près à janvier [Tandroy] [1.14]
Synonyms  10  vala-tsira
Hyperonym 

Updated on 2024/08/17