|
|
|
|

Entry1  tsikonina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy [1.1]

Updated on 2020/07/31