|
|
|
|

Entry1  tsibokaboka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Lalao fanenjika fanaon' ny ankizy: misy iray atao hoe "Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny dia amindrany ny habokany ka manenjika ny hafa indray, fa izy kosa afaka 5  Heverina ho boka fa tsy tena boka [1.1]

Updated on 2020/07/31