|
|
|
|

Entry1  tsetsatsetsa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Sound
Explanations in Malagasy  4  Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky ny nahandro madiva ho ritra na ny zavatra endasina 5  Fitenenana sesilany amim-pahamaikana ka toa lasa ho azy: Tsetsatsetsa tsy aritra ihany ny ahy [1.1]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :

Updated on 2020/07/31