|
|
|
|

Entry1  tsaitsaim-bary (tsaitsaika)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny vary' mby eo amin' ny ambaratonga faharoa amin' ny fitotoana azy, izany hoe efa nototoina fanindroany ary mbola hototoina indray mandeha farany vao tena ho fotsy tsara (jer. Aivoka, Fotsy) [1.1]
Synonyms  5  tsaitsainy

Updated on 2020/07/31