|
|
|
|

Entry1  trondro
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: fishes
Explanations in Malagasy  4  Karazana hazandrano somary fisapisaka, ny tenany rakotra kira masaisay ary manam-pitaovana ahafahany mihetsika ao anaty rano: vombony iray ao an-damosiny, fivoy milaha-droa eo ambany tratrany sy ambany kibony, fivoy iray indray ao am-poto-kibony, ary ny rambony, izay mikapoka miankavia sy miankavanana rehefa mitsoriaka izy; misy karazany roa ny trondro: ny trondron-dranomamy sy ny trondron-dranomasina; manatody ny trondro amin' ny fararano, izay foy amin' ny voalohandohan' ny ririnina. Anisan' ny tsara sy matsiro ny trondro; laokandrano, laoka [1.1]
Explanations in English  5  a goldfish acclimated in Madagascar [1.7]
Explanations in French  6  poisson [1.8]
Examples  7  Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [2.470]
8  Be rano misy trondro eny manodidina rehetra eny. [2.472]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word trondro

Updated on 2020/07/31