|
|
|
|

Entry (1/2)1  tranon' omby
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: breeding, farming
Explanations in Malagasy  4  Trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara [1.62]
Explanations in French  5  étable [1.3]
Elementary words  6  trano, omby

Entry (2/2)7  tranonomby
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  10  Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy [1.1]

Updated on 2023/05/23