Entry |
tokantrano
|
Elementary words | tokana ;
trano |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao [1.1]
|
Explanations in English | Household stuff; the household; house-keeping [1.2]
|
| A household; a wife [1.7]
|
Explanations in French | Tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage [1.3]
|
| Ménage; épouse [1.8]
|
Examples |
1 | Efa nahazo tokantrano izy
[1.1]
|
2 | Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony
[1.1]
|
3 | manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola.
[2.471]
|
4 | Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy!
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
tokantrano,
tokantranoko,
tokantranonao,
tokantranony,
tokantranontsika,
tokantranonay,
tokantranonareo,
tokantranon',
tokantranon-,
tokantranom- |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|