Entry | 1 toetany |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy | 4 teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns... 5 fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13] |
Explanations in French | 6 climat 7 structure du sol [1.13] |
Examples |
8 Mahasalama an'i dera ny toetany any. [2.442#] 9 Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606#] |
Other spellings | 10 toetry |
Elementary words | 11 toetra, tany |
Compound words |
|
Illustrations |
|
Updated on 2024/08/13 |