|
|
|
|

Entry1  tifidalitra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Lalaon' ny ankizy anehoana fahakingana amin' ny famonoan-dalitra: aforitra ny hazo na sila-bolo, asiana tady ny tapany roa hanenjana azy, ka ny bala dia vero na hazo hazonina eo amin' ny tady ny tapany; sintonina henjanina mafy ny tady, ka avotsotra tampoka, dia mitsipika teo ny bala ka mihatra ery amin' ny zavatra tifirina [Betsileo] [1.1]

Updated on 2020/07/31