|
|
|
|

Entry1  terilatsy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: buildings, public works
Explanations in Malagasy  4  Rindrin-trano natao tamin' ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba hamatorana sy hampiraisana ny volo na ny zozoro milahatra mitsangana 5  Ny trano misy rindrina tahaka izany [1.1]
Examples  6  Ny trano nandimby io dia ny terilatsy. [1.437#]
7  Trano-kazo sy terilatsy avokoa no teto an-tampon-tanàna, ary vitsy dia vitsy amin' ireny; [2.649#]
Compound words 

Updated on 2023/10/08